JERIDA_YouthTalk_KoragnaAgny

Jerida Jean
Mpianatra, Jeune reporter Radio Vanille (Sambava)

Raha iresaka ny fiainam-piarahamonina isika eo mani’ny lafiny fivoarana, azo lazaina fa mitondra zavatra maro izany fivoarana izany. Ahitana ny vokany tsara sy ny ratsy izany ra eo amn’ny tanora no jerena. Manintona izany raha eo amn’ny tanora izany fivoarana misy izay. Moa ve, azo lazaina fa mitondra zavatsoa sy zavadratsy amn’ny tanora izany fivoarana izany ? voafehy ny tanora ny fitondrantena eo anatrehany izany fivoarana izany ?

Mba hamaliana mazava izany fanontaniana, ndao ary amn’ny alalany ireto hevi-dehibe manaraka ireto izany. Voalohany, ny oloana izay miseho eo @ tanora. Faha roa ireo vahaolana manoloana izany. Ary farany, ny hevitro manoloana izany.

Maro ny fivoarana izany maneho vokatra ratsy hoany tanora raha eto Madagascar no volagniny indridraindridra eto @ faritra SAVA. Raha ny tarehimarika no zahagna mitombo isanandro izay olana miseho @ tanora tahaka ny fidorona zava mandomelona, fanaovana fietrika feno habibiana. Maro ny zavatra mahatonga izany, raha ny fivoarana izay no zahana tena mitondara holana izany satria azo lazaina ts zakany tanora izany. Tsy zakany tanora izany satria mampitovy ny toerany amin’ny firenena izray izay mivoatra izy, nefa ny firenena mbola andam-pandrosoana. Maro izay fitafy, fihetsika, fomba fiaigna, izay ataony firenena mandroso arahiny tanora eto antoerana tsy ilaza atsiaka ny eto Sambava toy ny ireny midoro zava mandomelona. Raha ny tombatombana ny atao eto Madagascar dia aty amin’ny faritra SAVA no tena mandany ireny toaka ireny ary ny tanora no tena mandany izany ara izay nambaran’ny pagnano gazety araiky teto sambava amin’ny Radio tsy miakigny araiky. Izany no milaza fa ireny tanora ireny mifantoka tanteraka aminy izany.

Agnisany mahatonga ny ny fahapotehana ny tanora iany koa ny fiazakazahana ny technologie eto Madagasikara. Miazakazaka mafy iregny fivoaragna ny technologie ireny, ohatra ireny Facebook, Twitter … Raha atao fialamboly ny hieritreretana fa lasa mivarilavo @ facebook ka lasa nitarika problème amn’ny tanora exemple loso ts tafianatra akamarozany tanora ary 90% ny tanora amzao dia milalao izany facebook na ireny trano kala ireny.

Araka izany olana izay ita teo dia azo tsara amboarigny izany fomba maro maro izany.Ra niresaka ny momba ny fidontanora zava mandomelona toy ny reny Jamala, toaka , cigarette… ny ts mapian’ny toerana izay ialana voly mba miala amin’ny fohita andavanandro ty ny trano famakiam-boky, toerana filalaovana na maison des jeunes… io ary solution mahomby raha toaka iemotra amin’ny zany fidoroana zavaman-domelona. Anisany zany koa ny fanaova fanentanana na sensibilisation amin’ny tanora ka ambara mazava tsara ny vokany ratsy ateraka ny izany. Azo tao iany koa ny manambara ny lafiny ratsy aminy alalany sensibilisation ohatra : manambara ny tsy fandrariany fonja eto Madagasikara, ny ratsiana izay figadrana ka anisany hevitra anafoana izany.

Raha eo @ lafiny fitsoaha mianatra ka lasa miasa na mamboly la vanille ny tanora, azo atao koa ny fanaovana sensibilisation manoloana izay anambarana ny tsy fandrariana ny tsy mahay raha ary ambarana ny fitsondrovana ny hoavy. Mety ato eto ny fanavana ny système Américain izany hoe atao izay fomba fanao ny américain tahaka ny fampianarany ny olona ira na dia tsisy diplôme aza raha toaka mahay dia afaka mampianatra na afaka mampiasany zavatra hainy.

Ny famolavolana ny tanora eo aminy sehatra ny internet dia sarotra aifa tena mivarilavo tanteraka ny tanora amzao. Azo aremina nefa izany, eo ampelatana ny Ray-mandreny iza , tokony manana discipline ny Ray-amandreny tsiray izay amehezany ny zanany ka ahatonga ny fanaovana ny internet mba ho voafehy tsara. Eo iany koa ny operateur maro samy hafa mba anw izay zavatra ho limite ra toaka iz teo 1000 ar par semaine mba ho 1000 ar par mois ar deux jours de aifa lany.

Raha ny evitro manokana anisany fasana hoan’ny tanora izany fivoarana izany ra eto faritra nozahana satria, ny 80% na jeune no tafiditra mafy aminy zany fahapotehana izany. Aleo aloha raha amiko somari taratra mba ny vokatra hoan’ny tanora fa toy zao fahapotehana izao.

Ita fa tena vokadratsy raidalana no nientiny izany fivoarana izany,maro ny mbola tsy mahatsapa ary mbola mis ny tao anatiny mbola anao ihany. Sahiko ny mivolagna fa tena tsy voafehiny tanora izany fivoarana izany aray manapitara ny hoaviny. Raha toaka anjanona nefa izay inona ary nivkatra ? moa ve ahitana tobony tsara ?